HomeMenu
Jesus · Bible · HTML · CSS · JS · PHP · SVG · Applications

Salamo 117

1Miderà an'i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra.
2Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia.